Levitikosy 16:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “Dia hivoaka avy ao izy ka hankeo amin’ilay alitara+ eo anatrehan’i Jehovah, ary handrakotra ny fahotan’izy io. Hakany ny ran’ilay omby sy ny ran’ilay osilahy, ka hahosony eo amin’ireo tandroky ny alitara eo amin’ny zorony efatra.
18 “Dia hivoaka avy ao izy ka hankeo amin’ilay alitara+ eo anatrehan’i Jehovah, ary handrakotra ny fahotan’izy io. Hakany ny ran’ilay omby sy ny ran’ilay osilahy, ka hahosony eo amin’ireo tandroky ny alitara eo amin’ny zorony efatra.