Levitikosy 17:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Amin’izay izy ireo dia tsy hanao sorona intsony ho an’ireo demonia miendrika osy,*+ izay notompoiny.*+ Fitsipika tokony harahinareo foana izany, hatramin’ny taranakareo fara aman-dimby.”’ Levitikosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 17:7 Fandalinana, Boky 1,
7 Amin’izay izy ireo dia tsy hanao sorona intsony ho an’ireo demonia miendrika osy,*+ izay notompoiny.*+ Fitsipika tokony harahinareo foana izany, hatramin’ny taranakareo fara aman-dimby.”’