Levitikosy 17:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Raha misy olona mihinana biby maty ho azy na noviravirain’ny bibidia,+ na teratany izy na vahiny, dia hanasa ny akanjony izy ary handro amin’ny rano. Haloto mandra-paharivan’ny andro izy,+ ary hadio avy eo. Levitikosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 17:15 Fandalinana, Boky 2,
15 Raha misy olona mihinana biby maty ho azy na noviravirain’ny bibidia,+ na teratany izy na vahiny, dia hanasa ny akanjony izy ary handro amin’ny rano. Haloto mandra-paharivan’ny andro izy,+ ary hadio avy eo.