Levitikosy 18:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Aza manao toy ny ataon’ny olona any Ejipta, izay nipetrahanareo. Ary aza manao toy ny ataon’ny olona any amin’ny tany Kanana, izay hitondrako anareo.+ Aza manaraka ny fanaony. Levitikosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 18:3 Fandalinana, Boky 1,
3 Aza manao toy ny ataon’ny olona any Ejipta, izay nipetrahanareo. Ary aza manao toy ny ataon’ny olona any amin’ny tany Kanana, izay hitondrako anareo.+ Aza manaraka ny fanaony.