-
Levitikosy 19:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Hizaka ny vokatry ny fahadisoany ilay nihinana satria nozimbazimbainy ny zava-masin’i Jehovah, ka haringana tsy ho anisan’ny fireneny izy.
-