Levitikosy 19:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Tokony hitondra fanatitra noho ny heloka ilay lehilahy, ka ondrilahy iray no hoentiny ho an’i Jehovah, eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana.+
21 Tokony hitondra fanatitra noho ny heloka ilay lehilahy, ka ondrilahy iray no hoentiny ho an’i Jehovah, eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana.+