Levitikosy 19:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Tokony ho mizana marina sy vatomizana marina no ampiasainareo. Tokony hampiasa famarana* marina koa ianareo.+ Izaho no Jehovah Andriamanitrareo, izay nitondra anareo nivoaka avy tany Ejipta. Levitikosy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 19:36 w21.12 10 Levitikosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 19:36 Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana),12/2021, p. 10
36 Tokony ho mizana marina sy vatomizana marina no ampiasainareo. Tokony hampiasa famarana* marina koa ianareo.+ Izaho no Jehovah Andriamanitrareo, izay nitondra anareo nivoaka avy tany Ejipta.