Levitikosy 20:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 dia izaho mihitsy no hanohitra an’ilay olona sy ny fianakaviany.+ Haringako tsy ho eo amin’ny fireneny izy sy izay rehetra niaraka taminy nanompo an’i* Moleka.
5 dia izaho mihitsy no hanohitra an’ilay olona sy ny fianakaviany.+ Haringako tsy ho eo amin’ny fireneny izy sy izay rehetra niaraka taminy nanompo an’i* Moleka.