Levitikosy 20:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ny lehilahy manao firaisana amin’ny vadin-drainy dia manala baraka an-drainy.*+ Tsy maintsy vonoina ho faty izy ireo, ary izy ireo ihany no ho tompon’andraikitra amin’ny fahafatesany.*
11 Ny lehilahy manao firaisana amin’ny vadin-drainy dia manala baraka an-drainy.*+ Tsy maintsy vonoina ho faty izy ireo, ary izy ireo ihany no ho tompon’andraikitra amin’ny fahafatesany.*