Levitikosy 20:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “‘Raha misy lehilahy manambady vehivavy iray nefa koa manao firaisana amin’ny renin’ilay vehivavy, dia fanao mamoafady* izany.+ Samy hodorana na ilay lehilahy na izy mianaka,+ mba tsy hitohy eo aminareo izany fitondran-tena mamoafady izany. Levitikosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 20:14 Fandalinana, Boky 1,
14 “‘Raha misy lehilahy manambady vehivavy iray nefa koa manao firaisana amin’ny renin’ilay vehivavy, dia fanao mamoafady* izany.+ Samy hodorana na ilay lehilahy na izy mianaka,+ mba tsy hitohy eo aminareo izany fitondran-tena mamoafady izany.