Levitikosy 20:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 “‘Ankatoavy ny fitsipiko rehetra sy ny didim-pitsarako rehetra+ ka tanteraho,+ mba tsy handoa anareo ilay tany hitondrako anareo mba hipetrahanareo.+
22 “‘Ankatoavy ny fitsipiko rehetra sy ny didim-pitsarako rehetra+ ka tanteraho,+ mba tsy handoa anareo ilay tany hitondrako anareo mba hipetrahanareo.+