Levitikosy 21:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “‘Ny mpisoronabe eo amin’ny rahalahiny dia tsy hamela ny volony hisavoritaka na handrovitra ny akanjony.+ Efa nandrarahana menaka masina fanosorana mantsy ny lohany,+ ary efa voatendry* hanao ny akanjon’ny mpisorona izy.+ Levitikosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 21:10 Fandalinana, Boky 2,
10 “‘Ny mpisoronabe eo amin’ny rahalahiny dia tsy hamela ny volony hisavoritaka na handrovitra ny akanjony.+ Efa nandrarahana menaka masina fanosorana mantsy ny lohany,+ ary efa voatendry* hanao ny akanjon’ny mpisorona izy.+