Levitikosy 22:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hadio izy rehefa milentika ny masoandro. Mahazo mihinana amin’ny zava-masina izy aorian’izay, satria sakafony izany.+
7 Hadio izy rehefa milentika ny masoandro. Mahazo mihinana amin’ny zava-masina izy aorian’izay, satria sakafony izany.+