Levitikosy 22:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “‘Raha misy olona nihinana tsy nahy tamin’ny zava-masina, dia tsy maintsy honerany izany sady hampiany ampahadiminy. Ary homeny ny mpisorona izany fanatitra masina izany.+
14 “‘Raha misy olona nihinana tsy nahy tamin’ny zava-masina, dia tsy maintsy honerany izany sady hampiany ampahadiminy. Ary homeny ny mpisorona izany fanatitra masina izany.+