-
Levitikosy 22:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Azonao atao fanatitra an-tsitrapo ny omby na ondry manana tongotra ila lava loatra na fohy loatra. Tsy hankasitrahana kosa izany raha ho fanefana voady.
-