40 Amin’ny andro voalohany, dia haka voan’ny hazo mijoalajoala tsara tarehy ianareo, ary haka ravina palmie+ sy sampana hazo be ravina ary sampana hazo aravaha any amin’ny lohasaha. Dia hifaly+ mandritra ny fito andro eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrareo ianareo.+