-
Levitikosy 25:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Dia hamafy voa ianareo ny taona fahavalo, ka ny vokatra teo aloha no hohaninareo mandra-pahatongan’ny taona fahasivy. Hihinana an’izany ianareo, mandra-piakatry ny vokatra.
-