Levitikosy 26:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 “‘Aza manao andriamanitra tsy misy dikany,+ na sary sokitra+ na tsangambato masina ho anareo. Aza asiana vato voasokitra+ ao amin’ny taninareo mba hiankohofanareo aminy.+ Fa izaho no Jehovah Andriamanitrareo. Levitikosy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 26:1 lff lesona 19 Levitikosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 26:1 Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, lesona 19
26 “‘Aza manao andriamanitra tsy misy dikany,+ na sary sokitra+ na tsangambato masina ho anareo. Aza asiana vato voasokitra+ ao amin’ny taninareo mba hiankohofanareo aminy.+ Fa izaho no Jehovah Andriamanitrareo.