Levitikosy 26:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Dia ho voafingana sy hianjera eo ambonin’ny namany izy ireo ka ho toy ny olona mandositra sabatra, na dia tsy misy manenjika aza. Tsy ho voatohitrareo ny fahavalonareo.+
37 Dia ho voafingana sy hianjera eo ambonin’ny namany izy ireo ka ho toy ny olona mandositra sabatra, na dia tsy misy manenjika aza. Tsy ho voatohitrareo ny fahavalonareo.+