Levitikosy 26:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Hilaozan’izy ireo ilay tany ka hanonitra ny sabatany+ sady tsy hisy mponina. Ary hizaka ny vokatry ny fahadisoany izy ireo satria tsy nampihatra ny didim-pitsarako, sady nankahala ny fitsipiko.+
43 Hilaozan’izy ireo ilay tany ka hanonitra ny sabatany+ sady tsy hisy mponina. Ary hizaka ny vokatry ny fahadisoany izy ireo satria tsy nampihatra ny didim-pitsarako, sady nankahala ny fitsipiko.+