Levitikosy 27:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Rehefa tonga ny Jobily, dia tsy an’ilay olona nividy azy intsony ilay tany fa ho lasa zava-masina ho an’i Jehovah satria voatokana ho azy. Ho lasa fananan’ny mpisorona ilay tany.+ Levitikosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 27:21 Fandalinana, Boky 1,
21 Rehefa tonga ny Jobily, dia tsy an’ilay olona nividy azy intsony ilay tany fa ho lasa zava-masina ho an’i Jehovah satria voatokana ho azy. Ho lasa fananan’ny mpisorona ilay tany.+