28 “‘Tsy azo amidy na avotana ny zavatra voatokana, izany hoe izay zavatra natokan’ny olona avy amin’ny fananany ka natokany tsy misy fepetra ho an’i Jehovah, na olona izany na biby na tany. Zavatra masina indrindra ho an’i Jehovah ny zava-drehetra voatokana.+