Nomery 4:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ataovy tsara kosa ny andraikitrareo, mba ho velona foana izy ireo fa tsy ho faty rehefa manatona an’ireo zavatra masina indrindra.+ Hiditra i Arona sy ny zanany lahy, ka hilaza amin’ny tsirairay ny fanompoana hataony sy izay tokony holanjainy.
19 Ataovy tsara kosa ny andraikitrareo, mba ho velona foana izy ireo fa tsy ho faty rehefa manatona an’ireo zavatra masina indrindra.+ Hiditra i Arona sy ny zanany lahy, ka hilaza amin’ny tsirairay ny fanompoana hataony sy izay tokony holanjainy.