Nomery 4:45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 Ireo no voasoratra anarana tamin’ny fianakavian’ny taranak’i Merary. I Mosesy sy Arona no nanoratra ny anarany, araka ny baikon’i Jehovah nampitaina tamin’i Mosesy.+
45 Ireo no voasoratra anarana tamin’ny fianakavian’ny taranak’i Merary. I Mosesy sy Arona no nanoratra ny anarany, araka ny baikon’i Jehovah nampitaina tamin’i Mosesy.+