Nomery 7:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ny taranak’i Merary indray nomeny sarety efatra sy omby valo, fa izany no nilainy mba hamitany ny andraikiny. Ary i Itamara zanak’i Arona mpisorona no niandraikitra azy ireo.+
8 Ny taranak’i Merary indray nomeny sarety efatra sy omby valo, fa izany no nilainy mba hamitany ny andraikiny. Ary i Itamara zanak’i Arona mpisorona no niandraikitra azy ireo.+