Nomery 9:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Naloto anefa ny olona sasany satria nikasika faty,+ ka tsy afaka nikarakara ny biby hatao sorona hankalazana ny Paska, tamin’iny andro iny. Koa niseho teo anatrehan’i Mosesy sy Arona izy ireo tamin’izay,+
6 Naloto anefa ny olona sasany satria nikasika faty,+ ka tsy afaka nikarakara ny biby hatao sorona hankalazana ny Paska, tamin’iny andro iny. Koa niseho teo anatrehan’i Mosesy sy Arona izy ireo tamin’izay,+