Nomery 9:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 dia niteny hoe: “Marina fa maloto izahay satria nikasika faty. Maninona anefa izahay no sakanana tsy hanolotra fanatitra ho an’i Jehovah amin’ny fotoana voatondro, miaraka amin’ny Israelita hafa?”+
7 dia niteny hoe: “Marina fa maloto izahay satria nikasika faty. Maninona anefa izahay no sakanana tsy hanolotra fanatitra ho an’i Jehovah amin’ny fotoana voatondro, miaraka amin’ny Israelita hafa?”+