Nomery 9:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ny andro faha-14 amin’ny volana faharoa,+ amin’ny takariva,* no tokony hikarakarany an’ilay izy. Tokony hohaniny miaraka amin’ny mofo tsy misy lalivay sy ny anana mangidy izy io.+ Nomery Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 9:11 w93 1/2 31; si 83 Nomery Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 9:11 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,1/2/1993, p. 31 “Soratra Rehetra,” p. 83
11 Ny andro faha-14 amin’ny volana faharoa,+ amin’ny takariva,* no tokony hikarakarany an’ilay izy. Tokony hohaniny miaraka amin’ny mofo tsy misy lalivay sy ny anana mangidy izy io.+