-
Nomery 9:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Fa raha madio kosa ilay olona na tsy nandeha lavitra nefa tsy nikarakara an’ilay biby hatao sorona hankalazana ny Paska, dia haringana tsy ho anisan’ny fireneny izany olona izany.+ Tsy nanolotra an’ilay fanatitra ho an’i Jehovah tamin’ny fotoana voatondro mantsy izy. Hizaka ny vokatry ny fahotany izy.
-