Nomery 9:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Niainga ny Israelita rehefa nanome baiko i Jehovah, ary nitoby izy ireo rehefa izay no baikon’i Jehovah.+ Nitoby teo foana izy ireo, raha mbola nijanona teo ambonin’ny tranolay ilay rahona.
18 Niainga ny Israelita rehefa nanome baiko i Jehovah, ary nitoby izy ireo rehefa izay no baikon’i Jehovah.+ Nitoby teo foana izy ireo, raha mbola nijanona teo ambonin’ny tranolay ilay rahona.