Nomery 10:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Rehefa any amin’ny taninareo ianareo ka misy fahavalo tonga manafika anareo, dia tsofy ny trompetra+ mba hilazana hoe handeha hiady ianareo. Dia hotsaroan’i Jehovah Andriamanitrareo ianareo, ka hovonjeny dia tsy ho resin’ny fahavalonareo.
9 “Rehefa any amin’ny taninareo ianareo ka misy fahavalo tonga manafika anareo, dia tsofy ny trompetra+ mba hilazana hoe handeha hiady ianareo. Dia hotsaroan’i Jehovah Andriamanitrareo ianareo, ka hovonjeny dia tsy ho resin’ny fahavalonareo.