18 Ary ilazao ny vahoaka hoe: ‘Hamasino ny tenanareo,+ fa hihinan-kena ianareo rahampitso. Efa henon’i Jehovah mantsy ilay ianareo nitomany+ hoe: “Iza no hanome hena hohaninay? Naleonay ihany tany Ejipta!”+ Dia homen’i Jehovah hena tokoa ianareo, ka hihinan-kena.+