Nomery 11:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 fa iray volana be izao, mandra-pivoakan’izany eo am-bavoronareo, ka ho rikoriko ianareo.+ Fa nanda an’i Jehovah, izay eo aminareo, ianareo ary nitomany teo anatrehany hoe: “Maninona loatra re izahay no nivoaka avy tany Ejipta e?”’”+
20 fa iray volana be izao, mandra-pivoakan’izany eo am-bavoronareo, ka ho rikoriko ianareo.+ Fa nanda an’i Jehovah, izay eo aminareo, ianareo ary nitomany teo anatrehany hoe: “Maninona loatra re izahay no nivoaka avy tany Ejipta e?”’”+