-
Nomery 11:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Koa na hovonoina daholo aza ny ondry aman’osy sy omby rehetra, dia ho ampy an-dry zareo ve izany? Ary na ny trondro rehetra any an-dranomasina koa aza no halaina, dia ho ampy an-dry zareo ve izany?”
-