32 Dia nanangona papelika foana ny olona nandritra an’iny andro iny sy ny alina tontolo ary ny ampitson’iny tontolo, fa tsy natory. Tsy nisy nanangona latsaka ny folo homera izy ireo. Dia napetrapetrany nanodidina ny toby izy ireny, mba hotehiriziny.