Nomery 11:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Koa natao hoe Kibrota-hatava*+ ny anaran’ilay toerana, satria teo no nandevenana ny olona tia tena loatra ka naniry mafy hihinana sakafo hafa.+ Nomery Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 11:34 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2,
34 Koa natao hoe Kibrota-hatava*+ ny anaran’ilay toerana, satria teo no nandevenana ny olona tia tena loatra ka naniry mafy hihinana sakafo hafa.+