Nomery 12:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Dia natokan-toerana fito andro tany ivelan’ny toby i Miriama.+ Ary tsy nifindra lasy ny vahoaka raha tsy efa niverina tao an-toby izy. Nomery Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 12:15 ijwia lahatsoratra 7 Nomery Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 12:15 Tahafo ny Finoan’izy Ireo, lahatsoratra 7
15 Dia natokan-toerana fito andro tany ivelan’ny toby i Miriama.+ Ary tsy nifindra lasy ny vahoaka raha tsy efa niverina tao an-toby izy.