Nomery 14:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Fa i Kaleba mpanompoko+ kosa hampidiriko ao amin’ilay tany nalehany, dia ny taranany no haka an’ilay izy ho fananany.+ Hafa mihitsy mantsy ny toe-tsainy, sady nanaraka ahy tamin’ny fony manontolo izy. Nomery Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 14:24 Fandalinana, Boky 1,
24 Fa i Kaleba mpanompoko+ kosa hampidiriko ao amin’ilay tany nalehany, dia ny taranany no haka an’ilay izy ho fananany.+ Hafa mihitsy mantsy ny toe-tsainy, sady nanaraka ahy tamin’ny fony manontolo izy.