15 Ho fitsipika iray ihany no ho anareo anisan’ny fiangonana sy ho an’ny hafa firenena mipetraka eo aminareo. Ho fitsipika tokony harahinareo sy ny taranakareo foana izany. Eo anatrehan’i Jehovah, dia mitovy aminareo ihany ny hafa firenena mipetraka eo aminareo.+