Nomery 15:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Mofo boribory avy amin’ny santatry ny varimbazahanareo+ tsy nototoina malemy no ataovy fanomezana. Hoatran’ny ataonareo rehefa manome vokatra avy eny am-pamoloana ihany no hataonareo rehefa manome an’ilay izy.
20 Mofo boribory avy amin’ny santatry ny varimbazahanareo+ tsy nototoina malemy no ataovy fanomezana. Hoatran’ny ataonareo rehefa manome vokatra avy eny am-pamoloana ihany no hataonareo rehefa manome an’ilay izy.