Nomery 16:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Dia nisokatra* ny tany ka nitelina azy ireo sy ny ankohonany ary ny olona rehetra niaraka tamin’i Kora.+ Natelin’ny tany daholo koa ny fananan’ireo olona ireo. Nomery Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 16:32 Fandalinana, Boky 1,
32 Dia nisokatra* ny tany ka nitelina azy ireo sy ny ankohonany ary ny olona rehetra niaraka tamin’i Kora.+ Natelin’ny tany daholo koa ny fananan’ireo olona ireo.