Nomery 18:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary hiara-miasa aminao izy ireo, ka hanao ny andraikiny mifandray amin’ny tranolay fihaonana sy ny fanompoana rehetra ao amin’ny tranolay. Tsy misy mahazo manakaiky anareo ny olona tsy nahazo alalana.*+
4 Ary hiara-miasa aminao izy ireo, ka hanao ny andraikiny mifandray amin’ny tranolay fihaonana sy ny fanompoana rehetra ao amin’ny tranolay. Tsy misy mahazo manakaiky anareo ny olona tsy nahazo alalana.*+