Nomery 18:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Mahazo mihinana an’ireny any amin’ny toerana rehetra ianareo sy ny ankohonanareo, satria ireny no karamanareo ho tambin’ny fanompoanareo ao amin’ny tranolay fihaonana.+
31 Mahazo mihinana an’ireny any amin’ny toerana rehetra ianareo sy ny ankohonanareo, satria ireny no karamanareo ho tambin’ny fanompoanareo ao amin’ny tranolay fihaonana.+