Nomery 21:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary henon’ilay Kananita mpanjakan’i Arada+ nipetraka tany Negeba fa efa eny amin’ny lalana mankany Atarima ny Israely. Dia notafihiny izy ireo ka nentiny ho babo ny sasany. Nomery Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 21:1 Fandalinana, Boky 1,
21 Ary henon’ilay Kananita mpanjakan’i Arada+ nipetraka tany Negeba fa efa eny amin’ny lalana mankany Atarima ny Israely. Dia notafihiny izy ireo ka nentiny ho babo ny sasany.