-
Nomery 21:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Io ilay lavadrano nolavahan’ny andriana! Ny olona ambony tamin’ny vahoaka no nandavaka azy,
Tamin’ny tehim-pahefana sy tamin’ny tehin-dry zareo ihany.”
Avy eo dia niala tany an-tany efitra izy ireo ka nankany Matana.
-