Nomery 22:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Hoy anefa i Balama tamin’ny mpanompon’i Balaka: “Na omen’i Balaka ahy aza ny tranony feno volafotsy sy volamena, dia tsy misy na inona na inona azoko atao, na kely izany na lehibe, afa-tsy izay asain’i Jehovah Andriamanitro ataoko ihany.+ Nomery Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 22:18 Fandalinana, Boky 1,
18 Hoy anefa i Balama tamin’ny mpanompon’i Balaka: “Na omen’i Balaka ahy aza ny tranony feno volafotsy sy volamena, dia tsy misy na inona na inona azoko atao, na kely izany na lehibe, afa-tsy izay asain’i Jehovah Andriamanitro ataoko ihany.+