-
Nomery 22:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Tezitra be anefa Andriamanitra fa nandeha i Balama. Ary nisy anjelin’i Jehovah nijanona teo an-dalana mba hisakana azy. Nitaingina ny ampondrany i Balama tamin’izay, ary niaraka taminy ny mpanompony anankiroa.
-