Nomery 22:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Dia hoy i Balama: “Efa tonga eto aminao aho izao. Tsy mahazo miteny an’izay tiako anefa aho, fa izay asain’Andriamanitra teneniko ihany no azoko tenenina.”+
38 Dia hoy i Balama: “Efa tonga eto aminao aho izao. Tsy mahazo miteny an’izay tiako anefa aho, fa izay asain’Andriamanitra teneniko ihany no azoko tenenina.”+