Nomery 24:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Misy rano mikoriana foana avy ao anatin’ny sininy roa,Ary afafy eny amoron’ny rano be ny voany.*+ Ho ambony noho i Agaga+ ny mpanjakany,+Ary hasandratra ny fanjakany.+ Nomery Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 24:7 w92 15/7 5 Nomery Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 24:7 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,15/7/1992, p. 5
7 Misy rano mikoriana foana avy ao anatin’ny sininy roa,Ary afafy eny amoron’ny rano be ny voany.*+ Ho ambony noho i Agaga+ ny mpanjakany,+Ary hasandratra ny fanjakany.+