Nomery 24:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Mipetraka ambany izy, ary mitsilailay hoatran’ny liona,Toy ny liona izy, ka iza no sahy hanaitra azy? Mahazo fitahiana izay mitso-drano anao,Fa voaozona kosa izay manozona anao.”+
9 Mipetraka ambany izy, ary mitsilailay hoatran’ny liona,Toy ny liona izy, ka iza no sahy hanaitra azy? Mahazo fitahiana izay mitso-drano anao,Fa voaozona kosa izay manozona anao.”+